Entry | 1 manganohano ny ranomaso |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 manganohano, ranomaso |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo |
Synonyms | 5 mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |